Teny iditra zavamiaina (zavatra, aina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay être vivant, organisme [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra zavamananaina
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31