Teny iditra zavarina (zavatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao, amboarina: Zavarin' ny mpandrafitra ho fanaka tsara tarehy ny hazo ala marokoroko
Terena: Nozavarin' ny fahoriana no nahatonga azy hangalatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : zavarina, zavariko, zavarinao, zavariny, zavarintsika, zavarinay, zavarinareo, zavarin', zavarin-, zavarim-, zavari-
Ny lasa : nozavarina, nozavariko, nozavarinao, nozavariny, nozavarintsika, nozavarinay, nozavarinareo, nozavarin', nozavarin-, nozavarim-, nozavari-
Ny hoavy : hozavarina, hozavariko, hozavarinao, hozavariny, hozavarintsika, hozavarinay, hozavarinareo, hozavarin', hozavarin-, hozavarim-, hozavari-
Filaza mandidy : zavaro
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18