Teny iditra zava-tsofina
Singan-teny zava- (zavatra) ; tsofina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zavamaneno tsofina fa tsy mba tendrena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Instrument à vent dont on joue avec la bouche [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24