Teny iditra zavom-pisaka (zavona, fisaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny zavona manify sisa tavela eny an-dohasaha sy eny ankavoana [Rajemisa 1985]

2009/05/10