Teny iditra | zavozavo | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Obscur, trouble, qui n'est pas distinct, qui se dessine vaguement [1.3] | ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | vazovazo, vozavoza, zavozavo |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/12 |