Teny iditra zaza
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza
¶ Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a child [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   enfant [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Nanahirana indray anefa io zaza io. [Andraina: Mitaraina, takila 161]
2Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 6]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny zaza itý (4): Ambohijaza, Ambohijazavavy, Tsarazaza, Zazafotsy

Teny iditra Zaza
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Zaza, Ziza: [Baiboly]
   [Ny lahatsoratra nosoratan' i Randzavola] [Randzavola: Baiboly]
Dikanteny anglisy   Zaza [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Zaza [Baiboly]
Voambolana  
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/22