Teny iditra zaza bodo (zaza, bodo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zaza mbola tsy vory saina
Mitovy hevitra: voatavo tsy mifandraka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a little child [Richardson 1885]
 a young and helpless child [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay jeune enfant qui ne possède pas encore l'usage de la raison [Hallanger 1974]
Ohatra vao mainka nitombo fahagagana ireo zaza bodo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 44]

2015/03/22