Teny iditra zazahova
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31