Teny iditra zazakely
Singan-teny zaza ; kely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zaza mbola kely, eo amin' ny herintaona na roa taona [1.1]
Ohatra 
1Iza no miantoka koba ny zazakely mbola minono? [2.270]
2Mety ilaina ny fandidiana mba hamoahana ilay zazakely. [2.424]
3Nidridridridry sy nitomany tahaka ny zazakely mihitsy. [2.357]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27