Teny iditra zazalava (zaza, lava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zanaky ny mpiray tampo izay nifanarahan' ny ray aman-dreniny fa hanana anjara mitovy amin' ny lova izay tonga hiombonana amin' izay fotoana izay [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31