Teny iditra zaza mahalia lalana (zaza, mahalia, lalana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay enfants qui peuvent marcher [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra zaza mahatokan-dalana
Ohatra Rahefa zaza mahalia lalana, tonga avokoa [Rahajarizafy: Kabary]

2017/06/08