Teny iditra zaza mahatokan-dalana (zaza, toka, lalana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra zaza mahalia lalana

2009/04/26