Teny iditra zaza mandry fe hariva (zaza, andry, fe, hariva)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zaza mahantra mandry amin' izay aharivan' ny andro [Rajemisa 1985]

2009/04/26