Teny iditra zaza manga
Singan-teny zaza ; manga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ireo Masombika namidy ho andevo teto fahizay [1.1]
Ohatra Nisy tamin' izy ireo andriana, nisy koa hova na zazamanga na ankizin' olona. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26