Teny iditra zaza maroroka (zaza, roroka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zaza mitombo izaitsizy ka tsy arakaraka ny fitomboan' ny vatany ny fitomboan' ny sainy [Rajemisa 1985]

2009/04/26