Teny iditra zaza menavava (zaza, mena, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zaza vao teraka na vao miisa andro na volana vitsivitsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay nourrisson [SLP 1986]

2009/10/30