Teny iditra zaza natsangana (zaza, tsangana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zaza nosoratana tamin' ny fanjakana na "natsangana" teo anatrehan' ny fokonolona fahiny ka nolazaina fa hatao toy ny zanaka nateraka mihitsy, tezaina ary mahazo mandova ny fananana [Rajemisa 1985]

2009/04/26