Teny iditra zaza rano (zaza, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zaza mbola bitika latsaka ny roa taona
¶ zaza maty raha vao teraka kely foana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a very young child. [Richardson 1885]

2009/05/01