Teny iditra zazavao
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   olona vao miana-draharaha, mpanavao: [...]
¶ ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a new recruit; a new trainee [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   recrue; apprenti sans expérience [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/26