Teny iditra zazavavy (zaza, vavy)
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay petite fille [Abinal 1888]
Haiendriteny 
zazavavy
zazavaviko
zazavavinao
zazavaviny
zazavavintsika
zazavavinay
zazavavinareo
zazavavin'
zazavavin-
zazavavim-
-jazavavy
-jazavaviko
-jazavavinao
-jazavaviny
-jazavavintsika
-jazavavinay
-jazavavinareo
-jazavavin'
-jazavavin-
-jazavavim-
Ohatra 
1Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy. [Andraina: I Vola, takila 7]
2Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. [Rajaonarivelo: Bina, takila 99]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31