Teny iditra zeperona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. des éperons] Vy mifaraingo apetaky ny mpitaingin-tsoavaly amin' ny voditongo-kirarony ka anindronany ny takiban-taoavaly rehefa tiany hihazakazaka mafy [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: des éperons.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31