Teny iditra zera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandabohana, fandavoana, fanaovana izay hahapotraka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra Zera
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Zera [Baiboly]
Famaritana anglisy Zerah [Baiboly]
Famaritana frantsay Zérah [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Zara
Ohatra 
1Zokin' i Zera Fareza, ka atao voalohany ny anarany ao amin' ny tetiarampirazanana; [Randzavola: Baiboly, takila 281]
2Ny mpanjaka nandimby azy dia Osrhon I (« Zera » ao amin' ny Baiboly). [Randzavola: Baiboly, takila 34]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29