Teny iditra zerô
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Jereo aotra [1.1]
 Tarehimarika ilaza ny isa foana [1.62]
Fanazavàna teny frantsay Zéro [1.4]
Marika iraisam-pirenena 0 [3.1]
Ohatra Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony. [2.857]
Voambolana 
Tovy hevitra aotra
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra zéro
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy Zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy) [1.4]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02