Teny iditra zetra
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a swamp [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay marécage [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
 roseaux, marais formés de papyrus [Gazette Grande Île ]
Voambolana 
Teny nalaina 
Fifanahafana  heniheny ~ honahona ~ horaka

Teny iditra zetra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana na fanaovan-javatra misosa milamina tsara; fizorana tsy misy misakantsakana (jereo zotra). [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Action d'aller, de glisser d'une manière uniforme, facilement, sans encombre, de chanter en accord, sans faute. Voyez zotra. [Abinal 1888]
Sampanteny 

2016/06/14