Teny iditra zihitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra
¶ Toetran' ny olona mihenahena tsy miteny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay gonflement [Marre: Grammaire]
Sampanteny 

2010/11/07