Teny iditra zile
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr, gilet] Akanjo kely tsisy tanany tsindrian' ny palitao; salotra [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: gilet.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31