Teny iditra zina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza taona be hanina, be vokatra miakatra: Taon-jina. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy fruitful (of the year) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay (année) d'abondance, de grande fertilité [Hallanger 1974]
Ohatra Zina ny taona manaraka. [Andraina: Mitaraina, takila 41]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2013/08/06