Teny iditra | zinara (zara) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voazara, nozaraina ho toko maromaro ka omena amin' ireo ny olona izarana; tantanina: Tsy ampy ny voankazo nozinara [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Partagé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voazara | ||||||
Fivaditsoratra | rizana, zarina, zinara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |