Teny iditra zinga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Tovozy amin' ny zinga ny rano
¶ Fisotroan-drano: Zatra amin' ny an-tohojinga ka tsy velona amin' ny an-kararàna
¶ Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 1 litatra amin' ny famarana ankehitriny. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a dipper for water with a long handle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay calebasse à longue manche qui sert à puiser l'eau; épuisette [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay Calebasse servant à puiser l'eau ; on l'emmanche souvent à cette fin. On précise souvent zinga-voatavo pour distinguer des ustensiles de fer blanc utilisés aux mêmes fins. [Boiteau 1997]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 13]
2Natao anaty zinga vifotsy ny rano-mangahazo, iny no nifandimbiasan' ny rehetra nisotroana. [Andraina: Mitaraina, takila 15]
3Ny zinga vola sy ny zinga vifotsy; [Callet: Tantara, takila 37]
Teny nalaina 

2017/12/01