Teny iditra zipo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Akanjombehivavy mandrakotra ny valahana no ho midina ka hatreo ambony na ambany lohalika arakaraka ny lamaody. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a skirt [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay jupe [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: jupe.
Mpanahaka  zipo jobo lava ~ zipo kopaka ~ zipo tapaka

2012/12/05