Teny iditra zo-balala (zotra, valala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fomba fanjairana atao mifanalavitra ny tevi-panjaitra ary mifamaly ambadika sy ambadika ka mizotra mahitsy hatrany [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23