Teny iditra | zoina (zo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Iharan-doza, iharam-pahavoazana, iharampahoriana: Nozoin-doza lava ramatoa io nonahalasa adala azy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sur qui tombe un malheur, une affliction: Nozoin' ny loza mafy izy tamin’ izay (Un grand malheur le frappa alors) [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zoina io | ||||||
Fivaditsoratra | azony, ozina, ziona, zoina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |