Teny iditra zokiolona
Singan-teny zoky ; olona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo efa be taona ela nihetezana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Old people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vieillard, vieille [1.8]
 Doyen d'âge [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19