Teny iditra zompona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra jompo
Teny nalaina 

2009/09/01