Teny iditra zoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano
Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra
Kiho: Zoron-dalana
Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra
Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro".
Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A corner
An angle. [Voambolana: Matematika: rafitsary] [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coin
Angle. [Voambolana: Matematika: rafitsary] [1.8, 1.13]
Ohatra 
1Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana. [1.381]
2Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro izy, ary misy izay misy hasiny, ets. [1.357]
Haiendriteny 
Tsotra : zoro, zoroko, zoronao, zorony, zorontsika, zoronay, zoronareo, zoron', zoron-, zorom-
Tovonana : -joro, -joroko, -joronao, -jorony, -jorontsika, -joronay, -joronareo, -joron', -joron-, -jorom-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Ohabolana 

Teny iditra zoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Jour [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: jour.

Teny iditra zôro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Zozoro maniry [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka Avaratra] En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo . [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17