Teny iditra zoron' akoho (zoro, akoho)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny zoron-trano atsimo-atsinanana izay nitoeran'ny akoho amam-borona nompiana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'angle sud-est des maisons où l'on place les volailles et autres animaux [Abinal 1888]

2012/03/01