Teny iditra zoron-defa
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zoro refesina araka ny fihodin'ny fanjaitram-pamantaranandro [SLP 1986]
Fandikana frantsay angle orienté [SLP 1986]

Teny iditra zoron-defa
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zoro norefesina amin'ny fomba mifanohitra amin'ny an'ny zoron-defa [SLP 1986]
Fandikana frantsay orientement [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31