Teny iditra zoto
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy zeal, diligence; [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay zèle, diligence; application [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 

2010/01/17