Teny iditra aketa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ny lahy amin' ny karazam-balala iray izay atao hoe adrisa ny vavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of locust, the male of the adrisa. Also called aketalahy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Espèce de sauterelle mâle, dont la femelle est l' adrisa [3.1]
Ohatra mietaketaka foana ny aketa, ary mirisarisa foana ny adrisa, fa izay tsy enina anay mitratraingo. [2.69]
Voambolana 
Tovy hevitra aketalahy
Anaram-biby 
Renianarana valala
Anarana iray reny adrisa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra aketa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] ( keta = prénom féminin ; mot hybridé avec le français "raquette") Opuntia vulgaris Mill. (Cactaceae). Espèce anciennement introduite (XVIè siècle), ce "figuier de Barbarie" s'était largement développé dans le sud et fournissait une part importante de l'alimentation des boeufs, par ses articles charnus et armés de piquants, et des humains, par ses fruits. Ces peuplements ont été presque entièrement détruits en 1922-1925 par suite de l'introduction d'un Insecte, une Cochenille parasite. Il en résulta une terrible famine. [1.196]
Anarana siantifika Opuntia vulgaris
Voambolana 

Teny iditra Aketa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -22.1333333, 45.2333333

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26