Teny iditra arivo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Zato impolo
Be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.] [1.2]
 A thousand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mille [1.3, 1.8]
 Mille est souvent pris comme abbréviation de Tananarive, Antananarivo, la capitale malgache [1.196]
Marika iraisam-pirenena  1000
1 000
1.000
1,000

M [3.1]
Ohatra 
1Iray mitakalo arivo izany? [2.5]
2Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina. [2.298]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : arivo, arivony
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05