Teny iditra dimy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
[Provincial] limy is used in the provinces [1.2]
 Five [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cinq [1.3, 1.5, 1.8]
Marika iraisam-pirenena  5
V [3.1]
Ohatra 
1Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470]
2Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tovy hevitra limy
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17