Teny iditra ianao
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina: ~ Amin'ny firy no handeha ianao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ hianao ] Thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao. [1.2]
 Same as hianao [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ hianao ] Vous (employé pour toi) [1.3]
 Vous (respect) [1.5]
 Même que hianao [1.8]
  [Tanala] (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi. [1.6]
Fanazavàna teny italianina Tu [1.18]
Ohatra 
1Hahita loza ianao! [2.528]
2Manao ahoana ianao, anaka? [2.4]
3Ianao ve no mahateny ahy izany! [2.470]
4Fantatro fa tia ahy tokoa ianao. [2.445]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  anao ~ -ao ~ -nao ~ ialahy ~ ise
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/05