Teny iditra |
in~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny malagasy | Tovona fanao eo alohan' ny teny milaza isa ka entina milaza ny isan' ny fiverimberenan' asa nanaovanjavatra: Imbalo, inefatra, injato [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | (miova ho ig-, il-, im-, ir- arak [...] [tohiny 1.66]
|
Fanazavàna teny anglisy | A prefix found before numerals making them repetitive: Inefatra (four times) ~ Indimy (five times) [1.2]
|
| Prefix used with numerals to form adverbs, as: Folo, Impolo (Ten, Ten times) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Préfixe, se place devant les adjectifs numéraux et indique combien de fois: Intelo (Trois fois) ~ Injato (Cent fois) ~ Impolo (Dix fois) [1.3]
|
| Préfixe qui se met devant les numéros pour former des adverbes; ex. : Folo, Impolo (Dix, Dix fois) [1.8]
|
Haiendriteny |
|
Mpanahaka |
indray ~
indroa ~
intelo ~
inefatra ~
indimy ~
inenina ~
impito ~
imbalo ~
intsivy ~
impolo ~
indraika amby ny folo ~
indroa-polo ~
injato ~
inarivo ~
injato inarivo |
|
Teny iditra |
~in~
|
Sokajin-teny | tsofoka
|
Fanazavàna teny frantsay | Infixe qui entre dans la composition de racines secondaires
ou sert à former des participes passifs: hinana (
hana),
finaritra (
faritra),
finidy (
fidy)
[1.12]
|
|
Teny iditra |
in
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Fanazavàna teny anglisy | Ao anatiny; ao aminy; ao an-trano; raha afaka fotoana toy izao [1.17]
|
|
Teny iditra |
in
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Manara-damaody [1.66]
|
|
Teny iditra |
in
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Fanazavàna teny italianina | Ao [1.18]
|
|
Teny iditra |
In
|
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Singa mivaingana, faha-49 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Indium. [3.1]
|
Voambolana |
|