Teny iditra ireny (iny)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Those (in sight); plur. of iny and io [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ceux-là (visibles) [1.8]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21