Teny iditra itikitra (ity)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy This quite close (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Celui-ci, tout près (visible) [1.8]
Ohatra fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao. [2.654]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22