Teny iditra izaho
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: ~ Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: ~ Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See aho. [1.2]
 I (emphatic) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Je, moi.
Manao izaho ity: faire l'important. [1.3]
 Je, moi (s'emploie au début de la phras [...] [tohiny 1.5]
 Je, moi [1.8]
  [Tanala] Je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [1.6]
Fanazavàna teny italianina Io [1.18]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31