Teny iditra izaroa (iroa)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Those far away (not in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ceux-là. bien loin (pas visibles) [1.8]
Ohatra 
1Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [2.470]
2Ny resaka tsy fanovana antsipiriana-javatra izatsy na izaroa, heverina ho mavesa-danja noho ny hafa, ka mitaky ezaka mbola mafy kokoa. [1.369]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22