Teny iditra izarỳ (irỳ)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Those quite far away (not in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ceux-là, assez loin (pas visible) [1.8]
Ohatra Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka. [2.643]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21