Teny iditra |
janga
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Lascif [1.3]
|
Fanazavàna teny anglisy | A prostitute Immoral [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prostituée Immoral [1.8]
|
Sampanteny |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
janga
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
sitrana
[1.78]
|
| [Tandroy]
Vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [1.78]
|
| [Sakalava]
Sitrana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [1.19]
|
Sampanteny |
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
janga
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Relevé [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|