Teny iditra |
kambana
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A twin, twins [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jumeaux, semblables Assemblage, union de plusieurs [1.3]
|
| Jumeau [1.8, 1.13]
|
| Connexion [1.13]
|
Ohatra |
1 | Satria teraka kambana va izy?
[2.270]
|
2 | Faty kambana re ity, ray olona e!
[2.499]
|
3 | Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana.
[2.817]
|
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
kambana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Gui, mousse. [1.19]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
|